\v 17 Da tadidin'e mpianatriny fa vĂ´soratry hoe: "Gne firehetako gn'ame tragnonao gn'andevogny ana." \v 18 Avy teo da namaly indreo lohandohan'e mpisorogny Jiosy ka nizaka tamin'Azy hoe: "Ino gne famantaragny abĂ´kinao anay, mahavy anao magnano anio raha io?\v 19 Jesosy namaly hoe: "Arodagny ity tempoly ity,fa ho atsangako agnatin'e telo andro avao izany.