auto save

This commit is contained in:
MAD123 2020-02-12 03:20:18 -05:00 committed by root
parent c4c0e3ab46
commit f8ef71b8a3
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Avy eo Pilato nizaka tamin'Azy hoe: "Tsy managny ambara amina izany anao? Tsy lalanaome fa managny fahefagny hagnafaky Anao iao, sady fahefagny hantsiky Anao?" Namaly an'azy Jesosy hoe: "Tsy managny fahefagny amina anao raha tsy nomegny anao avy agny ambony izany. Noho izany, izay nanoltry Ana taminao da managny heloky tena zakabe." Tamizany valin'e zaka izany, da niezaky gne hagnafaky an'Azy pilato, fa nikoiky mafy gne Jiosy, nagnano hoe: "Raha afahanao io lela io, da tsy naman'i Kaisara anao. Izay olo agnaby magnano gne tegnany
Avy eo Pilato nizaka tamin'Azy hoe: "Tsy managny ambara amina izany anao? Tsy lalanaome fa managny fahefagny hagnafaky Anao iao, sady fahefagny hantsiky Anao?" Namaly an'azy Jesosy hoe: "Tsy managny fahefagny amina anao raha tsy nomegny anao avy agny ambony izany. Noho izany, izay nanoltry Ana taminao da managny heloky tena zakabe."