auto save

This commit is contained in:
MAD126 2020-02-05 03:21:16 -05:00 committed by root
parent 09f63a7d20
commit df3eee9cf2
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Nho zany da hoy indreo tamin'Azy: "Ia me anao?" Hoy i Jesosy tamindreo hoe: "Arak'e voazakako taminareo hatrany am-boalohany. Managny raha marobe ho zakaigny sady hitsaràgny anareo Iao. Kanefa, Izy zay nagniraky Anah da marigny; sady e raha zay regniko avy tamin'azy, da ambarako am'zao tontolo zao." Tsy azondreo anea fa Izy da niresaky tamindreo
\v 25 Noho zany da hoy indreo tamin'Azy: "Ia me anao?" Hoy i Jesosy tamindreo hoe: "Arak'e voazakako taminareo hatrany am-boalohany.\v 26 Managny raha marobe ho zakaigny sady hitsaràgny anareo Iao. Kanefa, Izy zay nagniraky Anah da marigny; sady e raha zay regniko avy tamin'azy, da ambarako am'zao tontolo zao." \v 27 Tsy azondreo anefa fa Izy da niresaky tamindreo momba gne Ray.