auto save

This commit is contained in:
MAD124 2020-02-17 08:43:46 -05:00 committed by root
parent d87597acbf
commit bcc77a93c8
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Zakaiko aminareo, marina, da marina tokôtry, fa gne mpanompo da tsy lehibe mihoatrin'e tompony; na koa gne mpitondra hafatry da tsy lehibe mihoatr'e nagniraky anazy. Raha fantanareo io raha maro io, da ho tahigny anareo raha magnatanteraky an'izany. Tsy anareo aby gne zakaiko;
Zakaiko aminareo, marina, da marina tokôtry, fa gne mpanompo da tsy lehibe mihoatrin'e tompony; na koa gne mpitondra hafatry da tsy lehibe mihoatr'e nagniraky anazy. Raha fantanareo io raha maro io, da ho tahigny anareo raha magnatanteraky an'izany. Tsy anareo aby gne zakaiko; fantako indreo nofidiko- fa izany da mba hahateraky gne Soratry Masigny hoe: 'Izay mihinagny gne mofoko da nanandr