auto save

This commit is contained in:
MAD123 2020-02-12 05:47:02 -05:00 committed by root
parent 83f3767cce
commit b6be5a5dc8
2 changed files with 2 additions and 2 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Namaly an'azy e Jiosy hoe: "Managny lalagny atsika, sady arak'e lalagny da tokony ho faty Izy satria mitogno tegna ho Zanak'Andriamanitry." Refa regnin'i Pilato izany fagnambaragny izany, da nianatahotry izy sady niditry tao ame lapam-panjakagny indraiky izy da nizaka tamin'i Jesosy hoe: "Avy aia gne fiavianao?" Kanefa tsy nagnome valiny an'azy i Jesosy.
\v 7 \v 8 \v 9 Namaly an'azy e Jiosy hoe: "Managny lalagny atsika, sady arak'e lalagny da tokony ho faty Izy satria mitogno tegna ho Zanak'Andriamanitry." Refa regnin'i Pilato izany fagnambaragny izany, da nianatahotry izy sady niditry tao ame lapam-panjakagny indraiky izy da nizaka tamin'i Jesosy hoe: "Avy aia gne fiavianao?" Kanefa tsy nagnome valiny an'azy i Jesosy.

View File

@ -1 +1 @@
\v 10 \v 11 Avy eo Pilato nizaka tamin'Azy hoe: "Tsy managny ambara amina izany anao? Tsy lalanaome fa managny fahefagny hagnafaky Anao iao, sady fahefagny hantsiky Anao?" Namaly an'azy Jesosy hoe: "Tsy managny fahefagny amina anao raha tsy nomegny anao avy agny ambony izany. Noho izany, izay nanoltry Ana taminao da managny heloky tena zakabe."
\v 10 Avy eo Pilato nizaka tamin'Azy hoe: "Tsy managny ambara amina izany anao? Tsy lalanaome fa managny fahefagny hagnafaky\v 11 Anao iao, sady fahefagny hantsiky Anao?" Namaly an'azy Jesosy hoe: "Tsy managny fahefagny amina anao raha tsy nomegny anao avy agny ambony izany. Noho izany, izay nanoltry Ana taminao da managny heloky tena zakabe."