auto save

This commit is contained in:
MAD124 2020-02-11 11:24:29 -05:00 committed by root
parent 5c57e709dd
commit b49287c28c
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 10 Avy teo hoy igny viavy samaritana igny taminazy hoe: "Akognaia anao, izay Jiosy, gne mangataka aminà, iao viavy samaritana ty, rano ho sotroigny?" Fa indreo Jiosy tsy misy hifandraisagny ame samaritana. \v 9 Fa Jesosy namaly da nizaka taminazy hoe: "Raha lalanao gne fagnomezan'Andriamanitry, da gne mizaka aminao hoe: 'omeo iao hosotroiko,' da anao avakoa gne nangataky taminazy, da omeny rano velogny."
\v 9 Avy teo hoy igny viavy samaritana igny taminazy hoe: "Akognaia anao, izay Jiosy, gne mangataka aminà, iao viavy samaritana ty, rano ho sotroigny?" Fa indreo Jiosy tsy misy hifandraisagny ame samaritana. \v 10 Fa Jesosy namaly da nizaka taminazy hoe: "Raha lalanao gne fagnomezan'Andriamanitry, da gne mizaka aminao hoe: 'omeo iao hosotroiko,' da anao avakoa gne nangataky taminazy, da omeny rano velogny."