diff --git a/16/25.txt b/16/25.txt index 5bcaa9b..12f5cc9 100644 --- a/16/25.txt +++ b/16/25.txt @@ -1 +1 @@ -Efa nozakaiko taminareo tame fagnoharagny io raha io, fa avy gne lera refa tsy hizaka aminareo ame fagnoharagny sanaky Iao, f'izy hizaka aminareo mazava gne momban'e Ray. \ No newline at end of file +\v 25 Efa nozakaiko taminareo tame fagnoharagny io raha io, fa avy gne lera refa tsy hizaka aminareo ame fagnoharagny sanaky Iao, f'izy hizaka aminareo mazava gne momban'e Ray. \ No newline at end of file diff --git a/16/26.txt b/16/26.txt index a2cb984..28ae1d0 100644 --- a/16/26.txt +++ b/16/26.txt @@ -1 +1 @@ -Amizany andro izany da hangataky ame gn'agnarako anareo sady tsy hizaka anareo Iao hoe hivavaky ame Ray ho anareo, fa gne Ray mihitsy gne tia anareo satria nitia Ana anareo sady nino fa avy agny ame Ray Iao. Avy ame Ray Iao, ary avy teto an-tany. Fa handalo izao tontolo izao Iao sady ho agny ame Ray." \ No newline at end of file +\v 26 \v 27 \v 28 Amizany andro izany da hangataky ame gn'agnarako anareo sady tsy hizaka anareo Iao hoe hivavaky ame Ray ho anareo, fa gne Ray mihitsy gne tia anareo satria nitia Ana anareo sady nino fa avy agny ame Ray Iao. Avy ame Ray Iao, ary avy teto an-tany. Fa handalo izao tontolo izao Iao sady ho agny ame Ray." \ No newline at end of file diff --git a/16/29.txt b/16/29.txt index 7fb510f..0505afb 100644 --- a/16/29.txt +++ b/16/29.txt @@ -1 +1 @@ -Hoy gne mpianatriny tamin'Azy hoe: "hiteo amizao fotoagny izao Anao mizaka mazava tsara sady tsy mampiasa fagnoharagny. Lalanay amizao fotoagny izao fa mahalala gne raha agnaby Anao, sady tsisy tianao hametraky fagnotaniagny aminao. Noho izany, da mino Iay fa avy amin'Andriamanitry Anao." Namaly andreo Jesosy ho: "Mino amizay zany anareo? \ No newline at end of file +\v 29 \v 30 \v 31 Hoy gne mpianatriny tamin'Azy hoe: "hiteo amizao fotoagny izao Anao mizaka mazava tsara sady tsy mampiasa fagnoharagny. Lalanay amizao fotoagny izao fa mahalala gne raha agnaby Anao, sady tsisy tianao hametraky fagnotaniagny aminao. Noho izany, da mino Iay fa avy amin'Andriamanitry Anao." Namaly andreo Jesosy ho: "Mino amizay zany anareo? \ No newline at end of file diff --git a/16/32.txt b/16/32.txt index ff0194b..7c90617 100644 --- a/16/32.txt +++ b/16/32.txt @@ -1 +1 @@ -Indro, avy izao gne lera, eka, avy tokotry, refa hiparitaky anareo, gne tsiraidraiky samby agny ame tragnony aby manokagny, da havelanareo raiky Iao. F'izy tsy raiky Iao satria miaraky Amina gne Ray. Efa nozakaiko taminareo io raha io mba hanagny fiadagnagny ato Amina anareo. Mangn'olagny anareo eto amizao tontolo izao, nefa mahereza: efa nandresy an'izao tontolo izao Iao." \ No newline at end of file +\v 32 \v 33 Indro, avy izao gne lera, eka, avy tokotry, refa hiparitaky anareo, gne tsiraidraiky samby agny ame tragnony aby manokagny, da havelanareo raiky Iao. F'izy tsy raiky Iao satria miaraky Amina gne Ray. Efa nozakaiko taminareo io raha io mba hanagny fiadagnagny ato Amina anareo. Mangn'olagny anareo eto amizao tontolo izao, nefa mahereza: efa nandresy an'izao tontolo izao Iao." \ No newline at end of file