diff --git a/15/20.txt b/15/20.txt index 6bb4c82..f048f0a 100644 --- a/15/20.txt +++ b/15/20.txt @@ -1 +1 @@ -Tadidio gne zaka nozakaiko taminareo hoe: 'Gne mpanompo da tsy zakabe noho e tompony.' Raha nagnenjiky Ana indreo, da hagnenjiky anareo avakoa; sady raha nitandrigny gne zakako indreo, da hitandrigny gn'anareo avakoa. Hagnano an'io raha agnaby io aminareo indreo noho gn'Agnarako, satria tsy lalandreo Izy izay nagniraky Ana. Raha tsy avy \ No newline at end of file +Tadidio gne zaka nozakaiko taminareo hoe: 'Gne mpanompo da tsy zakabe noho e tompony.' Raha nagnenjiky Ana indreo, da hagnenjiky anareo avakoa; sady raha nitandrigny gne zakako indreo, da hitandrigny gn'anareo avakoa. Hagnano an'io raha agnaby io aminareo indreo noho gn'Agnarako, satria tsy lalandreo Izy izay nagniraky Ana. Raha tsy avy da nizaka tamindreo Iao \ No newline at end of file