auto save

This commit is contained in:
MAD124 2020-02-17 08:43:46 -05:00 committed by root
parent 487cb173a8
commit 8d7b63a5b2
2 changed files with 2 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 6 \v 8 \v 9 Nagnantogny an'i Simona Petera Izy, da hoy I Petera taminazy hoe: "Tompo, hanasa gne tongotriko me Anao?"\v 7 Jesosy namaly Anazy da nizaka taminazy hoe: "Gne raha aniko da mbola tsy hoazonao am'izao e dikany, fa ho azonao avao izany afara agny." Hoy I Petera taminazy hoe: "Tsy anasa gne tongotriko mihintsy Anao." Jesosy namaly Anazy hoe: "Raha tsy manasa gne tongotrinao Iao, da tsy managny anjara aminà atoa anao." Hoy I Simona Petera taminazy hoe: "Tompo, ka gne tongotriko avao gne sasagny, fa gne tegnako sy gne lohako avakoa."
\v 6 Nagnantogny an'i Simona Petera Izy, da hoy I Petera taminazy hoe: "Tompo, hanasa gne tongotriko me Anao?"\v 7 Jesosy namaly Anazy da nizaka taminazy hoe: "Gne raha aniko da mbola tsy hoazonao am'izao e dikany, fa ho azonao avao izany afara agny." \v 8 Hoy I Petera taminazy hoe: "Tsy anasa gne tongotriko mihintsy Anao." Jesosy namaly Anazy hoe: "Raha tsy manasa gne tongotrinao Iao, da tsy managny anjara aminà atoa anao." \v 9 Hoy I Simona Petera taminazy hoe: "Tompo, ka gne tongotriko avao gne sasagny, fa gne tegnako sy gne lohako avakoa."

1
13/10.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Hoy Jesosy taminazy hoe: "Gne efa avy nandro da tsy mila izany, afa-tsy gne manasa to go