auto save

This commit is contained in:
MAD123 2020-02-14 15:29:48 -05:00 committed by root
parent 2078abef61
commit 7b9d3977c2
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 28 \v 29 \v 30 \v 31 Efa regninareo Iao nizaka taminareo hoe: 'Andeha Iao, da hipody agny aminareo indraiky.' Raha nitia Anà anareo, da tokony hifalifaly satrie ho egn'agny ame Ray Iao, satria gne Ray da zakabe tokôtry noho Iao. Sady nozakaiko anareo dieny mbola tsy niboaky izany. Tsy hizaka maro aminareo koa Iao, fa efa ho avy gne mpanapaky an'izao tontolo izao. Tsy managny fahefagny Aminà izy, fa mba hahafantaran'izao tontolo izao fa tiako gne Ray, da amboariko akô gne nandifian'e Ray Anà. Andeha hitsangagny atsika sady hiala ety."
\v 28 Efa regninareo Iao nizaka taminareo hoe: 'Andeha Iao, da hipody agny aminareo indraiky.' Raha nitia Anà anareo, da tokony hifalifaly satrie ho egn'agny ame Ray Iao, satria gne Ray da zakabe tokôtry noho Iao.\v 29 Sady nozakaiko anareo dieny mbola tsy niboaky izany.\v 30 Tsy hizaka maro aminareo koa Iao, fa efa ho avy gne mpanapaky an'izao tontolo izao. Tsy managny fahefagny Aminà izy,\v 31 fa mba hahafantaran'izao tontolo izao fa tiako gne Ray, da amboariko akô gne nandifian'e Ray Anà. Andeha hitsangagny atsika sady hiala ety."