auto save
This commit is contained in:
parent
84857f5945
commit
7313862176
|
@ -1 +1 @@
|
||||||
Refa avy ninagny e hanigny mandraigny indreo, da hoy i Jesosy tamin'i Simona Petera hoe: "Simona zanak'i Jaona, tia Ana mihotry andreo me anao?" Hoy i Petera tamin'AZY hoe: "Eka ro Tompo, lalanao fa tia Anao iao." HOy i Jesosy tamin'azy hoe: "Fahano gne ondriko." Nizaka tamin'azy fagnindroany indraiky Izy hoe: "Simona zanak'i Jaona , tia Ana me anao?" Hoy i Petera tamin'Azy
|
Refa avy ninagny e hanigny mandraigny indreo, da hoy i Jesosy tamin'i Simona Petera hoe: "Simona zanak'i Jaona, tia Ana mihotry andreo me anao?" Hoy i Petera tamin'AZY hoe: "Eka ro Tompo, lalanao fa tia Anao iao." HOy i Jesosy tamin'azy hoe: "Fahano gne ondriko." Nizaka tamin'azy fagnindroany indraiky Izy hoe: "Simona zanak'i Jaona , tia Ana me anao?" Hoy i Petera tamin'Azy: "Eka ro Tompo , lalanao fa tiako Anao." Hoy i Jesosy tamin'azy hoe: "Karakaraygn'ondriko."
|
Loading…
Reference in New Issue