auto save

This commit is contained in:
MAD126 2020-02-05 03:21:16 -05:00 committed by root
parent 9c8a114fbc
commit 68d6bc1ae4
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Hoy indreo tamin'Azy hoe: "Aia e iabanao?" Jesosy namaly hoe: " Tsy fantatrareo ndre Iao ndre e Raiko; raha mahafantatry Anah anareo, da mahafantatry e Raiko avakoa." Teo akaikin'e fandatsahan-drakitry Izy e nizaka zany teny zany raha igny Izy nampianatry teo ame tempoly igny, sady tsy nis
\v 19 Hoy indreo tamin'Azy hoe: "Aia e iabanao?" Jesosy namaly hoe: " Tsy fantatrareo ndre Iao ndre e Raiko; raha mahafantatry Anah anareo, da mahafantatry e Raiko avakoa." \v 20 Teo akaikin'e fandatsahan-drakitry Izy e nizaka zany teny zany raha igny Izy nampianatry teo ame tempoly igny, sady tsy nisy nanambotry an'Azy satria mbola tsy tonga e lerany.