auto save

This commit is contained in:
MAD123 2020-02-13 11:02:51 -05:00 committed by root
parent d38161947f
commit 5c8db5905a
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
hitan'i Jesosy fa te-hagnotany an'Azy indreo, da hoy Izy tamindreo hoe: "Izao me gne hagnotanianareo tegna, da gne tiako hambara ame fizakagny hoe: 'Fotoagny foiky izy ame tsy ahita Ana sanaky anareo , sady afaky fotoagny foiky indraiky nefa da hahita Ana anareo'? zakaiko aminareo marigny da marigny tokotry, fa hitomagny anareo sady hitaraigny, fa hita
hitan'i Jesosy fa te-hagnotany an'Azy indreo, da hoy Izy tamindreo hoe: "Izao me gne hagnotanianareo tegna, da gne tiako hambara ame fizakagny hoe: 'Fotoagny foiky izy ame tsy ahita Ana sanaky anareo , sady afaky fotoagny foiky indraiky nefa da hahita Ana anareo'? zakaiko aminareo marigny da marigny tokotry, fa hitomagny anareo sady hitaraigny, fa izao tontolo izao kosa hifaly. Ho feno alahelo anareo, f'izy ho lasa hafaliagny izany halahelonareo izany