auto save

This commit is contained in:
MAD126 2020-02-05 03:21:16 -05:00 committed by root
parent 8a57c74833
commit 54cd98b125
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Jesosy nizaka andreo hoe: "Raha Andriamanitry gne rainareo, da tokony ho tia Anah anareo, satria avy tamin'Andriamanitry gne nibohàko da nandehanako aty; fa tsy tonga ho azyiao, fa Izy e nagniraky Anah. Nahoagny gne tsy azonareo gne zakako? Zany da satria tsy afaky hagneky gne zakako anareo. Avy ame rainareo anareo, e devoly, ary gne tianareo atao da gne filàgny zay namboarin'e rainareo .
Jesosy nizaka andreo hoe: "Raha Andriamanitry gne rainareo, da tokony ho tia Anah anareo, satria avy tamin'Andriamanitry gne nibohàko da nandehanako aty; fa tsy tonga ho azyiao, fa Izy e nagniraky Anah. Nahoagny gne tsy azonareo gne zakako? Zany da satria tsy afaky hagneky gne zakako anareo. Avy ame rainareo anareo, e devoly, ary gne tianareo atao da gne filàgny zay namboarin'e rainareo. Mpamono ologny hatramin'zay izy sady tsy mijoro ame fahamarinagny satria tsy misy marigny ao amin'azy. Refa mivandy izy, da gne toetry famboariny a