auto save

This commit is contained in:
MAD123 2020-02-12 10:27:58 -05:00 committed by root
parent 0a82087823
commit 52cbe2fa8d
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Avy eo hoy e mpianatry izay tian'i Jesosy tamin'i Petera hoe: "Gne Tompo io." Refa regnin'i Simona Petera fa gne Tompo io, da nampiditry gn'ambonin'e lambany izy(satria tsy nisikigny izy), da nitsambikigny tagnatin'e ranomasigny. Gne mpianatry hafa niditry an-dakagny(satria indreo tey lavitry gne
Avy eo hoy e mpianatry izay tian'i Jesosy tamin'i Petera hoe: "Gne Tompo io." Refa regnin'i Simona Petera fa gne Tompo io, da nampiditry gn'ambonin'e lambany izy(satria tsy nisikigny izy), da nitsambikigny tagnatin'e ranomasigny. Gne mpianatry hafa niditry an-dakagny(satria indreo tey lavitry gne tanagny, teo amin'e roan-jato hakiho teo), sady nisintogny gne harato