auto save

This commit is contained in:
MAD124 2020-02-14 04:33:14 -05:00 committed by root
parent c5538108e1
commit 52131d2402
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Nohonizany, maro tamin'e mpianatriny gne lasa sady tsy niara-dia taminazy sanaky. Da hoy Jesosy tamindreo roa ambin'ny folo hoe: "Tsy te-andeha sanaky me anareo, sa Tsia?" Sady Simona Petera namaly Anazy hoe: "Tompo, hande amin'ia me anay
\v 66 \v 67 \v 68 \v 69 Nohonizany, maro tamin'e mpianatriny gne lasa sady tsy niara-dia taminazy sanaky. Da hoy Jesosy tamindreo roa ambin'ny folo hoe: "Tsy te-andeha sanaky me anareo, sa Tsia?" Sady Simona Petera namaly Anazy hoe: "Tompo, hande amin'ia me anay? Anao gne managny e zakan'e fiainagny mandrakizay, sady mino anay ka magnantogny mba hafantatry fa Anao gne Masignin'Andriamanitry."