diff --git a/01/32.txt b/01/32.txt index 7018832..01e1f6f 100644 --- a/01/32.txt +++ b/01/32.txt @@ -1 +1 @@ -\v 32 \v 33 \v 34 Jaona nagnambara, magnano hoe: "Nahita gne Fagnahy nidigny avy t' andanitra akô gne voromamanga iao, sady nidoboky tamboniny izany. Tsy mahalala Anazy iao, fa Izy izay nagniraky ana hambôtry batisa amin'e rano nizaka taminà hoe: 'Ambonin' e raha hitanao hidignan'e Fanahy sy hipetrahany amin'azy, Izy e raiky izay mambôtry batisa ame Fanahy Masigny.' nahita iao sady nagnambara fa Izy e Zanak'Andriamanitra." \ No newline at end of file +\v 32 \v 34 Jaona nagnambara, magnano hoe: "Nahita gne Fagnahy nidigny avy t' andanitra akô gne voromamanga iao, sady nidoboky tamboniny izany. \v 33 Tsy mahalala Anazy iao, fa Izy izay nagniraky ana hambôtry batisa amin'e rano nizaka taminà hoe: 'Ambonin' e raha hitanao hidignan'e Fanahy sy hipetrahany amin'azy, Izy e raiky izay mambôtry batisa ame Fanahy Masigny.' nahita iao sady nagnambara fa Izy e Zanak'Andriamanitra." \ No newline at end of file