auto save

This commit is contained in:
MAD123 2020-02-13 04:56:21 -05:00 committed by root
parent 9a07675aa8
commit 3c09401d2e
2 changed files with 2 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Efa nozakaiko taminareo io raha io, raha mbola nijanogny niaraky taminareo Iao. Kanefa , e mpampahery- e Fanahy Masina, izay hirahin'e Ray ame agnarako- izy gne hampianatry anareo gne raha agnaby izy ame hampatsiaro izay nozakaiko taminareo agnaby. Fiadanagny gn'avelako ho anareo, omeko anareo gne fiadanako. Tsy omeko
Efa nozakaiko taminareo io raha io, raha mbola nijanogny niaraky taminareo Iao. Kanefa , e mpampahery- e Fanahy Masina, izay hirahin'e Ray ame agnarako- izy gne hampianatry anareo gne raha agnaby izy ame hampatsiaro izay nozakaiko taminareo agnaby. Fiadanagny gn'avelako ho anareo, omeko anareo gne fiadanako. Tsy omeko akô gne fagnomezan'izao tontolo izao izany. K'avela hangorohoro gne fonareo, sady ka mataotry.

1
14/28.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Efa regninareo Iao nizaka taminareo hoe: