Sat Mar 07 2020 16:48:24 GMT+0300 (E. Africa Standard Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2020-03-07 16:48:24 +03:00
commit 3a6d3a6359
107 changed files with 223 additions and 2 deletions

2
12/01.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1,2 @@
\v 1Enin'andro alohan'e paska, da avy tao Betania Jesosy, izay nisy an'i Lazarosy, Gn'efa natsangan'i Jesosy tame maty igny. \v 2Ka nagnano hanigny ho an'
Azy indreo, sady i Marta gne nandroso andreo, fa i Lazarosy kosa da agnisan'e niara-nipetraky tamin'i Jesosy teo ame latabatry. \v 3Avy eo Maria nangala menaky magnitry litatry raiky izay vita tame narda lafo vidy, da nagnosotry gne tombok'i Jesosy tamizany, sady namafa gne tombokiny tame volony. Feno gn'agnitr'e menaky gne tragno.

1
12/04.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 4Da i Jodasy Iskariota ,. raiky tame mpianatriny, izay hamadiky an'Azy, nagnano hoe: \v 5"Nagnino io menaky io tsy avidy 300 dinaria agny da nomegny gne sahiragny?" \v 6 Sady izy mizaka an'izany, tsy hoe ta hagnampy e sahiragny izy, fa satria mpangalatry izy: taminazy gne kitapom-bola sady ho nangalariny izay nanigny tao.

1
12/07.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 7Jesosy nagnano hoe: "Avelao izy mba hitagny gn'anagnany ho ame gn'andro handevenagny Anà. \v 8Ho eo aminareo fezay gne sahiragny, fa Iao kosa tsy ho eo aminareo fezay."

1
12/09.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 9Sady nisy fokon'olo maro tame jiosy nahalala fa teo Jesosy, ka nagnatogny indreo, tsy ho an'i Jesosy raiky avao, fa mba hahita an'i Lazarosy avao koa, gne natsangn'i Jesosy tame maty igny. \v 10Gne lohan'e mpisorogny da nitetiky niaraky mba hahafahandreo manosiky an'i Lazarosy ame fahafatesagny avakoa; \v 11satria noho Izy gne nahatonga gn'ankamaroan'e Jiosy andeha sady nino an'i Jesosy.

1
12/12.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 12 Gn'omaraignin'igny da fokon'olo maro gn'avy tame andro fety. Refa regnindreo fa ho avy ao Jerosalema Jesosy, \v 13da nangala sampan-drofia indreo sady nijotso ka nitsena an'Azy tame feo mafy hoe: "Hosanna! Sambatra anie gn'avy ame agnaran'i Tompo, Gne mpanjakan'Israely igny."

1
12/14.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 14sady Jesosy nahita zan-boriky raiky da nitikigny tamboniny; \v 15Araky gne voasoratry hoe: "Ka matahotry, ro zanakavavin'i Ziona, hiteo , indro avy gne Mpanjakanareo, izay mitikigny eo ambonin'e zana-boriky."

1
12/16.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 16Tsy nahazo an'io raha io gne mpianatry tame voalohany; fa refa nomem-boninahitry Jesosy, da tadidindreo fa voasoratry momba an'Azy io raha io sady efa nataondreo tanin'Azy izany.

1
12/17.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 17Sady gne fokon'olo izay niaraky tamin'Azy tame nagnatsovany an'i Lazarosy hijotso gne kobory izy ame nanangagny an'azy tame maty da samy nijoro vavolombelogny aby. \v 18Noho izany antony izany avao koa gne nahatonga gne fokon'olo hitsena an'Azy, satria regnindreo fa nagnano an'izany famantaragny izany Izy. \v 19Gne fariseo noho izany nifampiresaky hoe: "Hiteo, tsy afaky magnano ndre ino ndre ino anareo; indro, magnaraky an'Azy aby izao tontolo izao."

1
12/20.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 20Sady nisy grika vitsivitsy tamireo izay niakatry hidera agny ame fety. \v 21Negn'amin'i Filipo indreo, izay avy agny Betsaida agny Galilia, sady nagnotany an'azy, magnano hoe: "Tompoko, mba ta-hahita an'i Jesosy iay." \v 22Da lasa Filipo ka nizaka tamin'i Andrea niaraky tamin'i Filipo, sady nizaka an'i Jesosy indreo.

1
12/23.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 23Jesosy namaly andreo ka nagnano hoe: "Efa avy gne fotoagny hagnomezagny voninahitry gne Zanak'Olo. \v 24Zakaiko aminareo, marigny, da marigny tokotry, fa raha latsaky ame tany gne akotry ka maty , da mipetraky ame tegnany raiky izany; fa raha maty izany, da hamokatry be.

1
12/25.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 25Izay tia gne fiainagny da hagnary an'izany; fa izay malaigny gne fiainagny eto amizao tontolo izao kosa da hitagny an'izany ho agny ame fiainagny mandrakizay. \v 26Raha misy manompo Anà, aok'izy hagnaraky Anà; sady izay hipetrako, da ao avakoa gn'ipetrahan'e mpanompoko. Raha misy manompo Anà, da hagnome voninahitra an'azy gne Ray.

1
12/27.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 27Amizao fotoagny izao mangorohoro gne fagnahiko sady ino gne tokony ho zakaiko? 'Ray o, vonjeo amity lera ity Iao'? Kanefa noho izany antony izany gne neviako amizao fotoagny izao. \v 28Ray o, hankalazay gn'agnaranao.'' Avy eo nisy feo nanako avy agny an-dagnitry nagnano hoe: "Efa nankalazaiko izany sady mbola ho hankalazaiko indraiky." \v 29sady gne fokon'olo nitsangagny teo da naharegny an'izany ka nizaka fa nisy kotroky teo. Gne sasany nizaka hoe: "Nisy anjely niresaky tamin'Azy."

1
12/30.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 30Jesosy namaly sady nizaka hoe: "Izany feo izany da tsy avy ho Anà, fa ho anareo. \v 31Avy amizao fotoagny izao gne fitsaragny an'izao tontolo :sady da roahigny gne mpanapaky an'izao tontolo izao.

2
12/32.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1,2 @@
\v 32Refa hasandratry hiala ame tany Iao, da hitaogny gne tsiraidraiky hagnaraky Anà."
\v 33nozakainy izany mba hanehoagny hoe karazagny fahafatesagny akô ino gne hafatesany.

1
12/34.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 34Gne fokon'olo namaly an'Azy hoe: "Regninay tame lalagny fa Kristy da hijanogny mandrakizay. Akognaia gn'afahanao mizaka hoe: 'Gne Zanak'olo da tsy maintsy hasandratry'? Iza izany Zanak'olo izany?" \v 35Avy eo Jesosy nizaka andreo ho: "Gne hazavagny da mbola hiaraky aminareo mandritry gne fotoagny foiky. Mandehana dieny mbola managny hazavagny, mba tsy hafahan'e hizigny mialoha anareo. Izay mandeha ame hizigny da tsy mahalala gne lalagny andehanany. \v 36Raha mbola managny gn'hazavagny anareo, da minoa an'izany mba ho zanak'e hazavagny anareo. ''Jesosy nizaka an'io raha io sady avy eo da tsy hita sady nifiny andreo

1
12/37.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 37Ndre da nagnano famantaragny maro teo agnatrehandreo aza Jesosy, da tsy ninoandreo \v 38mba ho tanteraky gne zakan' Isaia mpaminany, izay izakany hoe: "Tompo, ia gne nino gne tatitray, sady ia gne nagnaboahagny gne sandrin'i Tompo?"

1
12/39.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 39Noho izany antony izany da tsy nino indreo, araky gne vozakan'Isaia avao hoe: \v 40 "Nohajambaigny gne masondreo, sady nohamafisigny gne fondreo; mifanohitry amizany indreo da tahita ame masondreo ary hahazo ame fondreo, ka hitodiky, da Iao hagnasitragny andreo."

1
12/41.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 41Isaia nizaka io raha io aby satria hitany gne voninahitr'i Jesosy ka niresaky momba an'azy. \v 42Kanefa ndre izany aza, da maro tamireo mpanapaky gne nino an'i Jesosy; fa nohon' e fariseo, da tsy niaiky an'izany indreo mbatsy ho voasakagny ho ao ame synagoga.\v 43Tiandreo kokoa gne fideragny avy amin'olo noho gne fideragny avy amin'Andriamanitry.

1
12/44.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 44Jesosy nagnatso mafy ka nizaka hoe:"Izay raiky mino Anà, k'aza mino Anà raiky avao fa koa Izy izay nagniraky Anà, \v 45sady izay raiky mahita Anà da mahita an'azy izay nagniraky Anà.

1
12/46.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 46Iao da avy akô gne hazavagny teto amizao tontolo izao, mba tsy hipetraky agnatin'e mizigny izay mino Anà. \v 47Raha misy maharegny gne zakako nefa tsy mitandrigny an'izany, da tsy hitsara an'azy Iao; satria Iao tsy avy hitsara an'izao tontolo izao , fa hagnavotry an'izao tontolo izao.

1
12/48.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 48Izay manda Anà izy ame tsy mandray gne zakako, da managny raiky izay mitsara an'azy. Gne zaka izay nozakaiko gne hitsara an'azy ame andro farany. \v 49Fa Iao tsy mizaka ho Anà, fa e raiky izay nagniraky Anà, izay nagnome Anà gne didy amin'izay ho lazaigny izy ame ho zakaigny. \v 50Lalako fa gne didiny da fiainagny mandrakizay, koa izay zakaiko- da zakaiko arak'izay nozakain'e Raiko taminà."

1
12/title.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
TOKO FAHA 12

2
14/01.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1,2 @@
\v 1K'avela hangorohoro gne fonareo. Minoa an'Andriamanitry anareo, da mino Ana avakoa.\v 2Misy efitry maro ao andragnon'e Raiko. Raha ohatry ka tsy izany, d'efa nizaka taminareo Iao,
fa hagnomagny toeragny ho anareo. \v 3Raha handeha Iao sady hagnomagny toeragny ho anareo, da hipody indraiky Iao sady handray anareo ato aminà, da izay misy Anà da hisy anareo avakoa.

1
14/04.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 4Anareo mahalala izay handehanako." \v 5Hoy i Tomasy tamin'i Jesosy hoe: " Tompo, tsy fantatray izay andehananao, akôgnaia gne hahafantaranay gne lalagny? " \v 6Hoy i Jesosy tamin'azy hoe: " Iao gne lalagny, fahamarinagny, sady fiainagny; tsy misy magnatogny gne Ray raha tsy ame alalako. \v 7Raha nalala Anà anareo, da tokony nahalala gne Raiko avakoa. Manombok'izao da lalanareo Izy sady efa hitanareo."

1
14/08.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 8Hoy i Filipo tamin'i Jesosy hoe: "Tompo, aboahy anay gne Ray da ampy ho anay izany. "\v 9Hoy i Jesosy tamin'azy hoe: " Efa hatriny gn' ela gne niarahako taminareo da mbola tsy lalanareo avao me Iao, ô rô Filipo? Ndre ia ndre ia nahita Anà da nahita gne Ray. da akôgnaia koa gne hizakananao hoe : 'Aboahy anay gne Ray'?

2
14/10.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1,2 @@
\v 10Tsy mino me anareo fa ao ame Ray Iao sady gne Ray ato
aminà? Gne zaka izay nozakaiko aminareoda tsy zakaiko avy ame fahefàko manokagny, fa gne Ray velogny ato agnatiko gne magnano gn'asany . \v 11 Minoa Anà fa Iao da ao ame Ray, sady gne Raiko ato Aminà, raha tsy izany da minoa nohon'e asa manokagny.

1
14/12.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 12Zakaiko aminareo, marigny da marigny tokôtry, izay mino Anà da hagnano gn'asa izay amboariko, sady hagnano asa zakabe mihôtry noho an'izany izy satria ho agny ame Ray Iao.\v 13Ndre ino ndre ino angatahinareo ame gn'egnarako, da tanteiraiko izany mba hagnomezagny voninahitry gne Ray ao ame Zanaky. \v 14Raha mangataky raha ame gn'agnarako anareo, da ho tanteraiko izany.

2
14/15.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1,2 @@
\v 15 Raha tia Anà anareo, da hitandrigny gne didiko, \v 16sady hivavaky ame Ray Iao, da lhagnome anareo mpampaheryh
afa Izy mba ho eo aminareo mandrakizay Izy- \v 17gne Fagnahin'e fahamarinagny. Tsy afaky mandray an'Azy izao tontolo izao satria tsy mahita na mahafantatry an'Azy. Fa anareo avaogne mahalala an'Azy, satria mipetraky miaraky aminareo Izy sady ao agnatinareo.

1
14/18.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 18 Tsy hagnavela anreo ho raiky Iao; mbola hipody aty aminareo aty Iao. \v 19 Afaky fotoagny kidikidy da tsy hahita Anà koa iao tontolo izao, fa anareo mahita Anà. Satria ? velogny Iao, da ho velogny avakoa anareo. \v 20 Sady amizay andro izay da ho lalanareo fa ao ame Raiko Iao, sady anareo ato aminà, ary Iao ao aminareo

1
14/21.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 21Izay managny gne didiko ka mitandrigny an'izany da izy gne tia Anà da ho tiavin'e Raiko avako, sady Iao hitia an'azysady hiboaky aminareo." \v 22Hoy i Jodasy(tsy Iskariota) tamin'i Jesosy hoe: " Tompo, nagnino Anao gne hiboaky aminay fa tsy amizao tontolo izao? "

1
14/23.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 23Jesosy namaly da nizaka tamin'azy hoe: "Raha misy olo tia Anà, da hitandrigny gne zakako izy. hitia an'azy gne Raiko, sady ho avy amin'azy Iay sady hagnamboatry gne fipetrahanay miaraky amin'azy. \v 24Fa izay tsy tia Anà da tsy mitandrigny gne zakako. Gne zaka izay regninareo da tsy avy Aminà fa avy ame Ray izay nagniraky Anà

1
14/25.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 25Efa nozakaiko taminareo io raha io, raha mbola nijanogny niaraky taminareo Iao. \v 26 Kanefa , e mpampahery- e Fanahy Masina, izay hirahin'e Ray ame agnarako- izy gne hampianatry anareo gne raha agnaby izy ame hampatsiaro izay nozakaiko taminareo agnaby. \v 27Fiadanagny gn'avelako ho anareo, omeko anareo gne fiadanako. Tsy omeko akô gne fagnomezan'izao tontolo izao izany. K'avela hangorohoro gne fonareo, sady ka mataotry.

1
14/28.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 28Efa regninareo Iao nizaka taminareo hoe: 'Andeha Iao, da hipody agny aminareo indraiky.' Raha nitia Anà anareo, da tokony hifalifaly satrie ho egn'agny ame Ray Iao, satria gne Ray da zakabe tokôtry noho Iao.\v 29Sady nozakaiko anareo dieny mbola tsy niboaky izany. \v 30Tsy hizaka maro aminareo koa Iao, fa efa ho avy gne mpanapaky an'izao tontolo izao. Tsy managny fahefagny Aminà izy,\v 31 fa mba hahafantaran'izao tontolo izao fa tiako gne Ray, da amboariko akô gne nandifian'e Ray Anà. Andeha hitsangagny atsika sady hiala ety."

1
14/title.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
TOKO FAHA 14

1
15/01.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 1Iao gne tena voaloboky, da gne Raiko gne mpamboly. \v 2Alainy ato Aminà gne sampagny izay tsy mamoa voakazo agnaby, sady amboariny gne sampagny izay mamokatry mba hamoa voakazo bebe kokoa izany.

1
15/03.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 3Efa madio anareo nohon'e hafatry nozakaiko taminareo. \v 4Mipetraha ato Aminà, sady Iao ao aminareo. Akô gne sampagny tsy afaky mamokatry voakazo ame tegnany raha tsy mipetraky ame voaloboky izany, da akô izany koa anareo , raha tsy mipetraky ao Aminà.

1
15/05.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 5Iao gne voaloboky, anareo gne sampagny. Izay mipetraky ato Aminà sady Iao ao amin'azy, da mamokatry be izy, fa raha tsisy Anà da tsy mahefa ndre ino ndre ino anareo. \v 6Raha misy olo tsy mipetraky ao Aminà, da ho ariagny akô gne sampagny izy sady halazo, sady indreo mandangogny gne sampagny sady magnary an'izany agny ame afo, sady may indreo. \v 7Raha mipetraky ao Aminà anareo, sady raha mipetraky ao aminareo agnaby gne zakako, angatay ndre ino ndre ino irianareo, da honanigny aminareo izany

1
15/08.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 8Gne Raiko da omegny voninahitrynamizao, da gne hamokaranareo voakazo bebe kokoa da ho porofo fa mpianatriko anareo. \v 9Akô gne nitiavan'i Ray Anà, gne nitiavako anareo. Mitoera ao ame fitiavako.

1
15/10.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 10Raha mitandrigny gne didiko anareo, da hipetraky ao ame fitiavako, akô gne nitandremako gne didin'e Raiko izy ame nipetrako tao ame fitiavany. \v 11Nizaka an'io raha io Iao mba ho ao aminareo gne fifaliako sady mba ho feno gne fifalianareo.

1
15/12.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 12Izao gne didiko , da gne hifankatiavanareo akô gne nitiavako anareo. \v 13Tsisy manam-pitiavagny zakabe mihoatry noho izao, da gne manolotry gn'ainy ho an'e sakezany.

1
15/14.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 14Namako anareo raha magnano io raha andidiako anareo io. \v 15Tsy hagnatso anareo hoe mpanopoko koa Iao, satria gne mpanompoko da tsy mahalala izay ataon'e tompony. nantsovako hoe namako anareo, satria gne raha agnaby izay regniko tame Raiko, da nampahafantariko anareo.

1
15/16.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 16Tsy nifidy Anà anareo, fa Iao gne nifidy anareo sady nanondro anareo mba andeha ka hamokatry, sady mba tokony hipetraky gne vokatrareo. Nanigny izany mba ndre ino ndre ino angatahinareo ame Ray ame gn'Agnarako, da homeny anareo izany. \v 17Io raha io gne andifiako anareo mba hifankatiavanareo.

1
15/18.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 18Raha malaigny anareo izao tontolo izao, da fantaro fa nalaigny Anà izy talohan'e nalaignany anareo. \v 19Raha avy amizao tontolo anareo, da ho tian'izao tontolo izao akô gn'an'azy anareo. Fa satria tsy an'izao tontolo izao anareo sady nofidiko hiala amizao tontolo izao, noho izany da halan'izao tontolo izao anareo

1
15/20.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 20Tadidio gne zaka nozakaiko taminareo hoe: 'Gne mpanompo da tsy zakabe noho e tompony.' Raha nagnenjiky Anà indreo, da hagnenjiky anareo avakoa; sady raha nitandrigny gne zakako indreo, da hitandrigny gn'anareo avakoa. \v 21Hagnano an'io raha agnaby io aminareo indreo noho gn'Agnarako, satria tsy lalandreo Izy izay nagniraky Anà.\v 22Raha tsy avy da nizaka tamindreo Iao, da tsy ho nanota indreo, fa amizao fotoagny izao tsy afa-miala ame fahotany indreo.

1
15/23.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 23Izay malaigny Anà da malaigny gne Raiko avao koa. \v 24Raha tsy nahavita gne asa izay tsy nataon'olo-kafa teo amindreo Iao, da tsy ho nanan-keloky indreo, fa amizao fotoagny izaoefa sady hitany kla halany Iaoizy ame Raiko. \v 25Fa izany da mba hahatanteraky gne zaka izay voasoratry ao ame lalagnin-dreo hoe: 'Malaigny Anà ame tsisy dikany indreo.'

1
15/26.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 26Refa ho avy e Mpampahery - izay hirahiko aminareo avy ame Ray, Gne, Fagnahin'e Fahamarinagny, izay mivoaky avy ame Ray- da hagnambara gne momba Anà Izy. \v 27Anareo avao koa da mijoro vavolombelogny satria efa niaraky tamina hatragny amboalohany anareo.

1
15/title.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
TOKO FAHA 15

1
16/01.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 1"Nozakaiko taminareo izany raha aby zany mba tsy ho solafaky anareo. \v 2Ho roahindreo ao ame synagoga anareo. Fa avy gn'andro refa hihevitry izay raha mamono anareo fa indreo da manolotry raha tsara ho an'Andriamanitry.

1
16/03.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 3Ho anīndreo izany satria tsy mahalala gne Ray na gne Tegnako indreo. \v 4Nozakaiko anareo io raha io mba refa avy gne lerandreo, da ho tadidinareo f'efa nozakaiko taminareo gne momba andreo. Tsy nambarako taminareo gne raha tagny am-piamdohagny, satria mbola teo aminareo Iao.

1
16/05.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 5Fa amizao fotoagny izao ho agny ame nagniraky Anà Iao, nefa tsy mbola nisy nagnotany Anà anareo hoe: "Handeha ho aia moa moa Anao?" \v 6Fa satria nozakaiko taminareo io raha io, da alahelo gne nameno gne fonareo. \v 7Fa zakaiko marigny aminareo, tena tsara ho anareo gne handehanako. Satria raha tsy mandeha Iao, da tsy ho avy aminareo gne Mpampahery, fa raha mandeha Iao, da handefa an'azy ho aminareo.

1
16/08.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 8Refa avy izy, da hagnaporofo amizao tontolo izao ho diso momban'e fahotagny, gne fahamarinagny, da gne momban'e fitsaragny- \v 9 momban'e fahotagny gne mpampahery, satria tsy mino Anà indreo; \v 10momban'e fahamarinagny, satria hody agny ame Ray Iao, da tsy ho hitanareo sanaky; \v 11sady momban'e fitsaragny, satria ny mpanapaka izao tontolo izao da notsaraigny.

1
16/12.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 12Managny raha maro hambara aminareo Iao, fa tsy azonareo gne hevitr'izany izao. \v 13 Kanefa, refa avy izy, Fagnahin'e Fahamarinagny, da hitariky anareo ho ame fahamarinagny agnaby, satria tsy hizaka avy ame tegnany izy. Fa hizaka izay raha raha regniny izy, sady hizaka aminareo gne raha izay ho avy. \v 14Hagnome voninahitry Anà izy, satria gne avy amign'Anà avao gn'hambarany aminareo.

1
16/15.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 15Izay raha anagnan'e Ray da Anà. Noho izany, nizaka Iao fa e fagnahy hangalaky amin'izay Anà sady hizaka an'izany aminareo.\v 16Afaky fotoagny foiky da tsy hahita Anà sanaky anareo, sady afaky fotoagny foiky hafa da hahita Anà indraiky anareo."

1
16/17.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 17 Avy eo gne sasany tame mpianatriny nifampiresaky hoe: "Ino gne raha zakainy atsika izany hoe: 'Afaky fotoagny foiky da tsy hahita Anà sanaky anareo da afaky fotoagny foiky hafa da hahita Anà indraiky anareo,' sy hoe: 'Satria ho agny ame Ray Iao'?" \v 18 Noho izany da hoy indreo hoe: 'afaky fotoagny foiky'?Tsy lalanay gne tiany hambara."

1
16/19.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 19 hitan'i Jesosy fa te-hagnotany an'Azy indreo, da hoy Izy tamindreo hoe: "Izao me gne hagnotanianareo tegna, da gne tiako hambara ame fizakagny hoe: 'Fotoagny foiky izy ame tsy ahita Anà sanaky anareo , sady afaky fotoagny foiky indraiky nefa da hahita Anà anareo'? \v 20 zakaiko aminareo marigny da marigny tokotry, fa hitomagny anareo sady hitaraigny, fa izao tontolo izao kosa hifaly. Ho feno alahelo anareo, f'izy ho lasa hafaliagny izany halahelonareo izany. \v 21Refa magnifatry gne viavy bevoky raiky da malahelo satria avy gne fotoagny,fa refa teraky kosa e zaza, da tsy tadidiny sanaky gne halahelony nohon'e hafaliany fa nisy zaza teraky eo amizao tontolo izao.

1
16/22.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 22Ka malahelo anareo amizao fotoagny izao, f'izy Iao mbola hiaogny aminareo indraiky, sady ho faly gne fonareo, da tsy hisy hangalaky an'izany hafalianareo izany aminareo. \v 23Amizany andro izany da tsy hangataky Aminà ndre ino ndre ino anareo. Zakaiko aminareo marigny, da marigny tokôtry, raha mangataky ndre ino ndre ino ame Ray ame gn'agnarako anareo, da homeny anareo izany. \v 24Hatramizao anefa tsy mbola nangataky ndre ino ndre ino tame agnarako anareo. Mangataha, da homegny anareo mba ho feno gne fifalianareo.

1
16/25.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 25 Efa nozakaiko taminareo tame fagnoharagny io raha io, fa avy gne lera refa tsy hizaka aminareo ame fagnoharagny sanaky Iao, f'izy hizaka aminareo mazava gne momban'e Ray.

1
16/26.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 26 Amizany andro izany da hangataky ame gn'agnarako anareo sady tsy hizaka anareo Iao hoe hivavaky ame Ray ho anareo, \v 27 fa gne Ray mihitsy gne tia anareo satria nitia Anà anareo sady nino fa avy agny ame Ray Iao. \v 28Avy ame Ray Iao, ary avy teto an-tany. Fa handalo izao tontolo izao Iao sady ho agny ame Ray."

1
16/29.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 29Hoy gne mpianatriny tamin'Azy hoe: "hiteo amizao fotoagny izao Anao mizaka mazava tsara sady tsy mampiasa fagnoharagny. \v 30Lalanay amizao fotoagny izao fa mahalala gne raha agnaby Anao, sady tsisy tianao hametraky fagnotaniagny aminao. Noho izany, da mino Iay fa avy amin'Andriamanitry Anao." \v 31Namaly andreo Jesosy ho: "Mino amizay zany anareo?

1
16/32.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 32Indro, avy izao gne lera, eka, avy tokôtry, refa hiparitaky anareo, gne tsiraidraiky samby agny ame tragnony aby manokagny, da havelanareo raiky Iao. F'izy tsy raiky Iao satria miaraky Aminà gne Ray. \v 33Efa nozakaiko taminareo io raha io mba hanagny fiadagnagny ato Aminà anareo. Mangn'olagny anareo eto amizao tontolo izao, nefa mahereza: efa nandresy an'izao tontolo izao Iao."

1
16/title.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
TOKO FAHA 16

1
19/01.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 1Avy eo nentin'i Pilato Jesosy da novangoiny. \v 2 Nandrary satroky fantsy gne miaramila. Napetrakindreo tame lohan'i Jesosy izany sady nampisikigny lamba voloparasy an'Azy indreo. \v 3Nagnotany an'Azy indreo sady nizaka hoe: "Arabaigny , ro mpanjakan'e Jiosy!" sady namango an'Azy indreo.

1
19/04.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 4Avy eo nijotso indraiky Pilato da nizaka tamindreo hoe: "Indro, indesiko aminareo eto ambadiky Izy hahalalanareo fa tsy mahita heloky amin'Azy iao. \v 5Da nijotso i Jesosy, nagnisy e feloha fantsy izy ame lamba voloparasy. Hoy i Pilato tamindreo: "Indro, ity e lelà!" \v 6Refa hitan'e lohan'e mpisorogny izy ame manamboninahitry i Jesosy, da nikoiky mafy indreo da nizaka hoe: "Fantsio Izy, fantsio Izy!" Da hoy i Pilato tamindreo hoe: "Alainareo Izy da fantsio agny, fa iao tsy mahita heloky amin'Azy."

1
19/07.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 7Namaly an'azy e Jiosy hoe: "Managny lalagny atsika, sady arak'e lalagny da tokony ho faty Izy satria mitogno tegna ho Zanak'Andriamanitry." \v 8Refa regnin'i Pilato izany fagnambaragny izany, da nianatahotry izy \v 9sady niditry tao ame lapam-panjakagny indraiky izy da nizaka tamin'i Jesosy hoe: "Avy aia gne fiavianao?" Kanefa tsy nagnome valiny an'azy i Jesosy.

1
19/10.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 10Avy eo Pilato nizaka tamin'Azy hoe: "Tsy managny ambara aminà izany anao? Tsy lalanao me fa managny fahefagny hagnafaky Anao iao, sady fahefagny hantsiky Anao?"\v 11 Namaly an'azy Jesosy hoe: "Tsy managny fahefagny aminà anao raha tsy nomegny anao avy agny ambony izany. Noho izany, izay nanoltry Anà taminao da managny heloky tena zakabe."

1
19/12.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 12Tamizany valin'e zaka izany, da niezaky gne hagnafaky an"Azy Pilato, ga nikoiky mafy gne Jiosy, nagnano hoe: "Raha afahanao io lela io, da tsynaman'i Kaisara anao. Izay olo agnaby magnano gne tegnany ho mpanjaka da manohitry an'i Kaisara. \v 13Refa regnin'i Pilato io zaka io da nentiny nijotsoJesosy sady napetrakiny tame seza fitsaragny izay antsovagny hoe:"lampivato", fa ame zaka hebreo da hoe "Gabata."

1
19/14.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 14Sady avy gn'andro fagnoamagnagny gne paska, teo ame lera faha enina teo. Hoy Pilato tame Jiosy hoe: "Indro ity gne mpanajakanareo!" \v 15Nikoiky mafy indreo hoe: "Apetrao Izy, apetrao Izy, Fantsio Izy!" Hoy Pilato tamindreo hoe: "Tokony hamantsiky gne mpanjakanareo izany iao?" Namaly gne lohan'e mpisorogny hoe: "Tsy managny mpanjaka hafa tsy i Kaisara iay. \v 16Avy eo da natolotr'i Pilato andreo ho fantsiagny i Jesosy.

1
19/17.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 17Avy eo nalaindreo Jesosy, sady nandeha nijotso izy, nibata gne hazo fijaliagny, ho agny ame toeragny antsovagny hoe "toeran'e karandoha,"izay antsovagny ame hebreo hoe "Golgota." \v 18Nofantsindreo tagny Jesosy, sady nisy lelà roy hafa niaraky tamin'Azy, raiky isak'e ilany , da i jesosy gne t'ategnategnany.

1
19/19.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 19Nanoratry famantaragny avakoa i Pilato da nametraky an'izany tame hajo fijaliagny. Izao gne vosorstry teo : JESOSY LAT'A NAZARETA, E MPANJAKAN'E JIOSY. \v 20Maro tamindreo jiosy gne namaky an'izany famantaragny izany satria tsy lavitry gne tanagny gne misy gne toeragny namatsiagny an'i Jesosy. E famantaragny da nosoratagny tame Hebreo, Latina, da Grika .

1
19/21.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 21Avy eo hoy gne lohan'e mpisorogn'e Jiosy tamin'i Pilato hoe: "Ka soratagny hoe : "Mpanjakan'e Jiosy , fa aleo hoe: 'ity raiky ity da nizaka hoe: "Iao gne mpanjakan'e Jiosy."''" \v 22 Da namaly i Pilato hoe: "Izay voasoratriko da voasoratriko."

1
19/23.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 23Refa nofantsian'e miaramila Jesosy, da nendahandreo gne lambany, da nozaraindreo efatry, da samby managny raiky agnaby indreo, sady e gn'akanjo avakoa. Sady tsisy rirany e gn'akanjo, fa jaitry raiky avao. Avy eo nikoragny indreo hoe: "Aleo tsy trivatitsika\v 24ity, fa aleo agnamboaragny loka ahitagny gne mahazo an'azy." Niboky izany mba hahatanteraky gne vozakan'e soratry masigny izay mizaka hoe: " Nifampizarandreo gne lambako sady nagnamboarandreo loka gne fitafiako." Izany gne nataon'e miaramila.

1
19/25.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 25Sady nitsangagny takaikin'e hajo fijalian'i Jesosy gne reniny, gne ravavindreniny, Maria vadin'i Klopa, sady Maria Magdalena. \v 26 Refa nahita gne reniny izy ame pianatry izay tiany nitsangagny takaiky teo Jesosy, da nizaka tamin'endriny Izy hoe: "Raviavy indro, gne zanakao lahy!" \v 27Avy eo hoy Izy tama pianatry hoe: "Indro, gne reninareo!" Sady tamizany lera izany da nalain'e mpianatryho agny amin'azy izy.

1
19/28.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 28Tafaran'izany, refa nahafantatry fa vita gne raha agnaby da mba ho tanteraky gne soratry masigny, da hoy Jesosy hoe: "Te hinondrano iao." \v 29Sady nisy tavoara feno divay masigny nipetraky teo amin'io toeragny io,da nsiandreo divay masigny gne eponjy da notohizany tame hysopa sady napetapetany tame vavan. \v 30Refa ninagny e vinegra Jesosy da hoy Izy hoe: "Efa vita." Nohondrikiny gne lohanysady niala gne fagnahiny.

1
19/31.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 31Satria andron'e fihomanagny tamizany, da mba tsy hijanogny eo ame hazofijaliagny mandritry gne sabata (Satria gne sabata da andro manan-daja manokagny) gne faty, da nangataky tamin'i Pilato e jiosy aveo, gne mba hanapahagny gne tpmbokindreo sady hangalagny andreo. \v 32Avy eo nagnatogny gne miaramila da nanapaky gne tombok'e lela voalohany izy ame lela faharoy izay nofantsiagny niaraky tamin'i Jesosy. \v 33Refa nagnatogny an'i Jesosy indreo, da nahita f'efa maty Izy, da tsy notapahindreo gne tombokiny.

1
19/34.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 34Kanefa, nisy miaramila raiky nanindrogny gne vavoninytame lefogny, sady tonga da nisy ra da rano niraraky. \v 35E raiky izay nahita izany da nijoro vavolombelogny, sady marigny gne fagnambarany. Fantatry fa marigny izay nozakainy mba hinoanareo avakoa.

1
19/36.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 36Fa io raha agnaby io gne niboky mba ahatanteraky gne soratry masigny hoe: "Tsy hisy ho tapaky ndre da raiky ame tolagniny aza". \v 37Sady mbola, misy soratry masigny hafa mizaka ho: "Indreo da hagnety an'Azy izay nolefognindreo."

1
19/38.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 38Tafaran'io raha io, Josefa lat'agny Arimatia, hatram'e naha -pianatr'i Jesosy an'azy( fa tao ame mangingigny nohon'e fatahoragny gne Jiosy), nagnotany an'i Pilato raha afaky mangalaky gne vatan'i Jesosy izy.Nomen'i Pilato alalagny izy. Da avy Josefa sady nangala gne vatany. \v 39Avy tagny avakoa Nikedemosy, izy izay avy voalohany hagnety an'i Jesosy gne harivan'igny. Sady ninday menaky magnitry da vahogny izy, teo ame zato litatry teo gne fatrany

1
19/40.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 40Da nalaindreo gne vatan'i Jesosy sady namosogny an'izany tame lambam-paty da raha magnitry. arak'e fomba fandevenagny Jiosy. \v 41Sady teo ame toeragny namatsiagny an'Azy da nisy saha ; sady teo ame saha nisy kobory vaovao izay mbola tsy nandevegnan'olo. \v 42Satria andron'e fiomagnan'e Jiosy tamizany sady satria akaiky gne kobory, da nalevindreo tao Jesosy.

1
19/title.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
TOKO FAHA 19

1
20/01.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 1Raha vao mandraigny gn'andro voalohany amign'erign'andro, raha mbola mizigny igny, da nandeha ame kobory Maria Magdalena sady nahita e vato efa niala lavitry gne kobory izy. \v 2Noho izany da niazakazaky izy sady nagnatogny an'i Simona Petera izy ame mpianatry hafa izay tian' i Jesosy da hoy izy tamindreo hoe: "Nalaindreo tao ame kobory gne Tompo, sady tsy lalanay e nagnasiandreo an'Azy."

1
20/03.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 3Avy eo nandeha nijotso Petera izy ame mpianatry hafa, sady nandeha amekobory indreo. \v 4 Samby niazakazaky indreo, sady nihoafan'e mpianatry hafa nalaky i Petera da izy gn'avy voalohany tegny ame kobory. \v 5 Avy eo niondriky izy, sady nahita e lamba-paty nipetraky teo, fa tsy mbola niditra tao agnatiny izy.

1
20/06.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 6Avy tafarany i Simona Petera daniditry tame kobory. Hitany nipetraky teo e lamba-paty \v 7izy ame lamba nanigny tame lohany. tsy niara-nipetraky tame lamba-paty izy fa nifogno ho azy teo tame toerany.

1
20/08.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 8Avy eo gne mpianatry hafa raiky gn'avy voalohany tame kobory, niditry t'agnatiny avakoa sady nahita da nino izy. \v 9Fa hatramin'io fotoagny io indreo da tsy mbola nahalala gne soratry masigny avao fa izy da tsy maintsy hitsangagny ame maty. \v 10Da nandeha nody t'andragno indraiky e mpianatry.

1
20/11.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 11Fa Maria da nitsangagny nitomagny tambadik'e kobory. raha izy nitomagny igny, da niondriky tame kobory. \v 12Nahita anjely roy misikigny lamba fotsy nidoboky izy, gne raiky tame lohany, sady gne raiky tame tombokiny tame toeragny nagnisiagn'e vatan'i Jesosy. \v 13Hoy indreo tamin'azy hoe: "E raviavy , nagnino anao mitomagny?" Hoy izy tamindreo hoe : "Satria nentindreo gne Tompoko, sady tsy lalako izay nagnisiandreo an'Azy."

1
20/14.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 14Refa avy nizaka an'izany izy, da nitodiky sady nahita an'i Jesosy nitsangagny teo, fa tsy lalany anefa hoe i Jesosy. \v 15Hoy Jesosy tamin'azy hoe: "Ra viavy, Nagnino anao mitomagny sa? Fa ia gne hitenao? Noheveriny fa gne mpiambigny anefa Izy, da hoy izy tamin'Azy hoe: "Tompoko , raha Anao gne nangalaky an'Azy, da ambaray ana gne nagnasihanao an'Azy, fa ho alaiko agny Izy."

1
20/16.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 16hoy i Jesosy tamin'azy hoe: "Maria." NItodiky izy, sady nizaka tamin'Azy tame zaka hebreo hoe: "Rabony" (izay midika hoe: "Mpampianatry.") \v 17Hoy i Jesosy tamin'azy hoe: "Ka mikasiky Ana , fa tsy mbola niakatry agny ame Ray iao, fa mandehana agny ame rahalako sady zakay amindreo fa hiakatry agny ame raiko izy ame rainareo Iao, sady gn'Andriamanitriko, da Andriamanitrareo." \v 18Nandeha Maria Magdalena da nizaka gne mpianatry hoe: "Nahita gne Tompo iao", sady io raha agnaby io gne nozakainy tamin'azy.

1
20/19.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 19Sady hariva tamizay, tamin'io andro io, gn'andro voalohany ame gn'erignandro, sady varangaragny izay nisygne mpianatry, da nihidy nohon'e fatahoragny gne jiosy, Nagnatogny Jesosy sady nitsangagny teo ategnategnandreo da nizaka andreo hoe: "Fiadanagny ho anareo."\v 20Refa avy nizaka an'izany Izy, da nambarany andreo gne tagnany izy ame rarafony.Faly gne mpianatry refa nahita gne Tompo.

2
20/21.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1,2 @@
\v 21 Avy eo Jesosy nizaka andreohoe: "Fiadanagny ho anareo. Ako gne nagnirahan'e Ray Ana, gne agnirahako anareo avakoa" \v 22 Refa avy nizaka an'izany Jesosy, da nitsoka gne fofon'aigny tamindreo sady nizaka
andreo hoe: "Raiso gne Fanahy Masina.\v 23 Ndre helok'ia ndre helok'ia gn'avelanareo, da ho voavela indreo; sady ndre ia ndre ia tsy avelanareo, da tsy voavela indreo,"

1
20/24.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 24Tomasy, raiky tame roambifolo, nantsoigny hoe Didymo, da tsy niaraky tamindreo refa tonga Jesosy. \v 25Gne mpianatry hafa avy eo nizaka tamin'azy hoe: "Hitanay gne Tompo." Hoy izy tamindreo hoe: "Raha tsy hitako egny ame tagnany gne loakin'e fantsiky, sady mametraky gny rambon-tagnako ao agnatin'e loakin'e fantsiky iao, sady maganapetraky e tagnako gne tagnako eo ame rarafony , da tsy hino iao."

1
20/26.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 26Valo andro taty afara da tao indraiky gne mpianatriny sady niaraky tamindreo Tomasy. Nagnatog Jesosy raha nihidy e varangara, sady nitsangagny niaraky teo amindreo sady nizaka hoe: "Fiadanagny ho anareo." \v 27Avy eo nizaka an'i Tomasy Izy hoe: "Magnatogna aty miaraky ame tagnanao sady apetray eto ame rarafoko izany. Ka kidy finoagny, fa minoa ."

1
20/28.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 28Tomasy namaly da nizaka an'Azy hoe: "Tompoko da Andriamanitriko." \v 29Hoy i Jesosy tamin'azy hoe: "Satria nahita Ana anao, da nino. Sambatry gne tsy nahita, nefa mino.'

1
20/30.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 30Amizao fotoagny izao Jesosy da nagnano famantaragny maro hafa teo agnatrehan'e mpianatriny, famantaragny izay tsy voasoratry tao agnton'ity boky ity, \v 31fa izany da voasoratry mba hahalalanareo mino fa Jesosy, gne Kristy, gne Zanak'Andriamanitry, sady refa mino an'Azy anareo, da hahazo gne fiainagny ame gn'agnarany.

1
20/title.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
TOKO FAHA 20

1
21/01.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 1Tafaran'io raha io i Jesosy da nibôky tamireo mpianatry indraiky teo ame ranomasign'i Tiberiasy. Akô izao gne fomba niboahany : \v 2 Simona Petera da niaraky tamin'i Tomasy izay antsovagny hoe Didymo, Natanaela avy agny Kana agny Galilia, gne zanak'i Zebedio, da gne mpianatr'i Jesosy roy hafa. \v 3Hoy i Simona Petera tamindreohoe: "Handeha hagnarato iao." Da hoy indreo tamin'azy hoe : "Iay, koa, handeha hagnaraky anao." Da lasa indreo sady niditry tao an-dakagny raiky, fa tsy nahazo ndre ino ndre ino indreo nandritry gn'aligny.

1
21/04.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v4 Sady, raha efa mangirandratsy sahady gn'andro, da nitsangagny teo an-dranomasigny Jesosy, fa tsy lalan'e mpianatry hoe i Jesosy io. \v 5Da hoy i Jesosy tamindreo hoe : "E Koraolà, tsy manakoanigny me anareo?" Namaly an'Azy indreo hoe: "tsisy." \v 6Hoy izy tamindreo hoe: "Atsipazo eo ame sisiny ankavanan'e lakagny gne haratonareo, da hahazo anareo." Da natsipindreo gne haratondreo sady tsy nahavita nampiakatry an'izany tao nohon'e hamaroan'e laoky andrano .

1
21/07.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 7Avy eo hoy e mpianatry izay tian'i Jesosy tamin'i Petera hoe: "Gne Tompo io." Refa regnin'i Simona Petera fa gne Tompo io, da nampiditry gn'ambonin'e lambany izy(satria tsy nisikigny izy), da nitsambikigny tagnatin'e ranomasigny. \v 8Gne mpianatry hafa niditry an-dakagny(satria indreo tsy lavitry gne tanàgny, teo amin'e roan-jato hakiho teo), sady nisintogny gne harato feno laoky an-drano. \v 9Refa tafakatry an-tanàgny indreo, da nahita afo foroagny tegny sady laoky an-drano teo amboniny, miaraky ame mofo.

1
21/10.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 10Hoy Jesosy tamindreo hoe: "Mindesa laoky an-drano maromaro ame vao azonareo teo." \v 11 Da niakatry Simona Petera sady nisintogny ambohitry gne harato , izay feno laoky an-drano zakabe;153. Tena maro be, kanefa tsy rivatry gne harato.

1
21/12.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 12Hoy Jesosy tamindreo hoe: "Avia hinagny mandraigny." Tsy nisy tamindreo mpianatry nasàky nagnotany an'Azy hoe: "Ia me Anao? " Lalandreo fa gne Tompo io. \v 13Nagnatogny Jesosy, nangalaky gne mofo, sady nagnome an'izany andreo, akô izany koa gne laoky andrano. \v 14Fagnitelony amin'io gne niboahan'i Jesosy tame mpianatry tafaran'e nitsanganany tame .

1
21/15.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 15Refa avy ninagny e hanigny mandraigny indreo, da hoy i Jesosy tamin'i Simona Petera hoe: "Simona zanak'i Jaona, tia Anà mihôtry andreo me anao?" Hoy i Petera tamin'Azy hoe: "Eka rô Tompo, lalanao fa tia Anao iao." Hoy i Jesosy tamin'azy hoe: "Fahano gne ondriko."\v 16Nizaka tamin'azy fagnindroany indraiky Izy hoe: "Simona zanak'i Jaona , tia Anà me anao?" Hoy i Petera tamin'Azy: "Eka rô Tompo , lalanao fa tiako Anao." Hoy i Jesosy tamin'azy hoe: "Karakaray gn'ondriko."

1
21/17.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 17Nizaka tamin'azy fagnitelony Izy hoe: "Simona, zanak'i Jaona, tia Anà me anao?" Da nalahelo i Petera satria jesosy nagnano intelo tamin'azy hoe: "Tia Anà me anao?" Da hoy izy tamin'azy hoe: "Tompo, Anao mahalala gne raha agnaby ,lalanao fa tiako Anao." Hoy i Jesosy tamin'azy hoe: "Fahano gn'ondriko."\v 18Zakaiko aminao marigny da marigny tokôtry, Tame anao mbola tanora, da zatry nampiditry raiky gne lambanao sady nandeha tamizay tianao, fa refa ne-antitry anao, da hagnatatry gne tagnanao, sady olo-kafa gn'ampisikigny anao izy ame hinday anao amizay tsy tianao andehanagny."

Some files were not shown because too many files have changed in this diff Show More