diff --git a/21/17.txt b/21/17.txt index 1276f64..99082c8 100644 --- a/21/17.txt +++ b/21/17.txt @@ -1 +1 @@ -\v 17 \v 18 Nizaka tamin'azy fagnitelony Izy hoe: "Simona, zanak'i Jaona, tia Ana me anao?" Da nalahelo i Petera satria jesosy nagnano intelo tamin'azy hoe: "Tia Ana me anao?" Da hoy izy tamin'azy hoe: "Tompo, Anao mahalala gne raha agnaby ,lalanao fa tiako Anao." Hoy i Jesosy tamin'azy hoe: "Fahano gn'ondriko." Zakaiko aminao marigny da marigny tokotry, Tame anao mbola tanora, da zatry nampiditry raiky gne lambanao sady nandeha tamizay tianao, fa refa ne-antitry anao, da hagnatatry gne tagnanao, sady olo-kafa gn'ampisikigny anao izy ame hinday anao amizay tsy tianao andehanagny." \ No newline at end of file +\v 17 Nizaka tamin'azy fagnitelony Izy hoe: "Simona, zanak'i Jaona, tia Anà me anao?" Da nalahelo i Petera satria jesosy nagnano intelo tamin'azy hoe: "Tia Anà me anao?" Da hoy izy tamin'azy hoe: "Tompo, Anao mahalala gne raha agnaby ,lalanao fa tiako Anao." Hoy i Jesosy tamin'azy hoe: "Fahano gn'ondriko."\v 18 Zakaiko aminao marigny da marigny tokôtry, Tame anao mbola tanora, da zatry nampiditry raiky gne lambanao sady nandeha tamizay tianao, fa refa ne-antitry anao, da hagnatatry gne tagnanao, sady olo-kafa gn'ampisikigny anao izy ame hinday anao amizay tsy tianao andehanagny." \ No newline at end of file