diff --git a/02/20.txt b/02/20.txt index 522a2e6..65ffb45 100644 --- a/02/20.txt +++ b/02/20.txt @@ -1 +1 @@ -\v 22 Da hoy gne mpanapaky jiosy hoe: "Enina amby efapolo taona gne nagnorenagny an'ity tempoly ity, da anao gne hahatsangagny an'azy agnatin'e telo andro? \v 20 kanefa, momba gne tempolin'e tegnany gne niresahiny. \v 21 Tafaran'e nitsanganany tame maty, da tadidin' e mpianatriny fa nizaka an'izany izy, da nino gne soratra masina sy gne teny nozakain'i Jesosy indreo \ No newline at end of file +\v 22 Da hoy gne mpanapaky jiosy hoe: "Enina amby efapolo taona gne nagnorenagny an'ity tempoly ity, da anao gne hahatsangagny an'azy agnatin'e telo andro? \v 20 kanefa, momba gne tempolin'e tegnany gne niresahiny. \v 21 Tafaran'e nitsanganany tame maty, da tadidin' e mpianatriny fa nizaka an'izany izy, da nino gne Soratra Masina sy gne teny nozakain'i Jesosy indreo . \ No newline at end of file diff --git a/02/23.txt b/02/23.txt index 523d7d9..39a3786 100644 --- a/02/23.txt +++ b/02/23.txt @@ -1 +1 @@ -\v 24 Da rehefa ta Jerosalema Izy tamign'andro firavoravoan'e Paska, da maro gne nino gnagnarany rehefa nahita gne famantaragny maro nataony.\v 23 Fizy i Jesosy da tsy nahatoky andreo noho Izy nahafantatry tsara anazy rehetra, \v 25 satria tsy nila na ia na ia hagnambara amin'e momba gn'olo Izy, noho Izy nahafantatry gne agnatin'olo. \ No newline at end of file +\v 24 Da rehefa ta Jerosalema Izy tamign'andro firavoravoan'e Paska, da maro gne nino gn'agnarany rehefa nahita gne famantaragny maro nataony.\v 23 F'izy i Jesosy da tsy nahatoky andreo noho Izy nahafantatry tsara an'azy agnaby, \v 25 satria tsy nila na ia na ia hagnambara amin'e momba gn'olo Izy, noho Izy nahafantatry gne agnatin'olo. \ No newline at end of file