auto save
This commit is contained in:
parent
6031797637
commit
2f749849ab
|
@ -1 +1 @@
|
||||||
Hoy Jesosy tamindreo hoe: "Mindesa laoky an-drano maromaro ame vao azonareo teo." Da niakatry Simona Petera sady nisintogny ambohitry gne harato , izay feno laoky an-drano zakabe;153. Tena maro be, kanefa tsy rivatry gne harato.
|
\v 10 \v 11 Hoy Jesosy tamindreo hoe: "Mindesa laoky an-drano maromaro ame vao azonareo teo." Da niakatry Simona Petera sady nisintogny ambohitry gne harato , izay feno laoky an-drano zakabe;153. Tena maro be, kanefa tsy rivatry gne harato.
|
|
@ -1 +1 @@
|
||||||
Hoy Jesosy tamindreo hoe: "Avia hinagny mandraigny." Tsy nisy tamindreo mpianatry nasàky nagnotany an'Azy hoe: "Ia me Anao? " Lalandreo fa gne Tompo io. Nagnatogny Jesosy, nangalaky gne mofo, sady nagnome an'izany andreo, akô izany koa gne laoky andrano. Fagnitelony amin'io gne niboahan'i Jesosy tame mpianatry tafaran'e nitsanganany tame .
|
\v 12 \v 13 \v 14 Hoy Jesosy tamindreo hoe: "Avia hinagny mandraigny." Tsy nisy tamindreo mpianatry nasàky nagnotany an'Azy hoe: "Ia me Anao? " Lalandreo fa gne Tompo io. Nagnatogny Jesosy, nangalaky gne mofo, sady nagnome an'izany andreo, akô izany koa gne laoky andrano. Fagnitelony amin'io gne niboahan'i Jesosy tame mpianatry tafaran'e nitsanganany tame .
|
Loading…
Reference in New Issue