diff --git a/01/40.txt b/01/40.txt index 3813792..4c11aec 100644 --- a/01/40.txt +++ b/01/40.txt @@ -1 +1 @@ -Raiky tamin-dreo mpianatry roy naregny an'i Jaona nizaka da nagnaraky an'i Jesosy avy teo da I Andre, ralahin'i Simona Petera. Nitadia an'i Simona ralahiny eky izy sady nizaka taminazy hoe: "Hitanay e Mesia"(izay adika hoe Kristy) Ninday anazy \ No newline at end of file +Raiky tamin-dreo mpianatry roy naregny an'i Jaona nizaka da nagnaraky an'i Jesosy avy teo da I Andre, ralahin'i Simona Petera. Nitadia an'i Simona ralahiny eky izy sady nizaka taminazy hoe: "Hitanay e Mesia"(izay adika hoe Kristy) Ninday anazy tam'i Jesosy da nizaka hoe: "Anao da Simona zanak'i Jaona, anao da hangiagny hoe Kefasy" \ No newline at end of file