auto save

This commit is contained in:
MAD125 2020-02-05 08:26:37 -05:00 committed by root
parent 789f6f474f
commit 1e6e1f707d
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Da Jesosy tsy mbola Tonga tao an-tànagny fa mbola teo ame toeragny nihaonagn'i Marta taminazy avakoa. Noho izany reo Jiosy, zay niaraky taminy tao an-tragno da nampahery anazy, Raha nahita an'i Maria nitsangagny malaky da lasa Niboaky, da nagnaraky anazy, nihevitry fa handeha hitomagny ame fasagny izy. Raha Tonga take toeragny nisy an'i Jesosy Maria ka nahita an'Azy, da niankohoky Izy da nizaka taminazy hoe: "Tompo, raha teto Anao
\v 30 Da Jesosy tsy mbola Tonga tao an-tànagny fa mbola teo ame toeragny nihaonagn'i Marta taminazy avakoa. \v 31 Noho izany reo Jiosy, zay niaraky taminy tao an-tragno da nampahery anazy, Raha nahita an'i Maria nitsangagny malaky da lasa Niboaky, da nagnaraky anazy, nihevitry fa handeha hitomagny ame fasagny izy. \v 32 Raha Tonga take toeragny nisy an'i Jesosy Maria ka nahita an'Azy, da niankohoky Izy da nizaka taminazy hoe: "Tompo, raha teto anao, da tsy maty gn'anadahiko."