auto save

This commit is contained in:
MAD123 2020-02-13 04:56:21 -05:00 committed by root
parent 1b23bc7d4c
commit 1460e4d45d
2 changed files with 2 additions and 2 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Jesosy namaly da nizaka tamin'azy hoe: "Raha misy olo tia Anà, da hitandrigny gne zakako izy. hitia an'azy gne Raiko, sady ho avy amin'azy Iay sady hagnamboatry gne fipetrahanay miaraky amin'azy. Fa izay tsy tia Anà da tsy mitandrigny gne zakako. Gne zaka izay regninareo da tsy avy Aminà fa avy ame Ray izay nagniraky Anà
\v 23 \v 24 Jesosy namaly da nizaka tamin'azy hoe: "Raha misy olo tia Anà, da hitandrigny gne zakako izy. hitia an'azy gne Raiko, sady ho avy amin'azy Iay sady hagnamboatry gne fipetrahanay miaraky amin'azy. Fa izay tsy tia Anà da tsy mitandrigny gne zakako. Gne zaka izay regninareo da tsy avy Aminà fa avy ame Ray izay nagniraky Anà

View File

@ -1 +1 @@
Efa nozakaiko taminareo io raha io, raha mbola nijanogny niaraky taminareo Iao. Kanefa , e mpampahery- e Fanahy Masina, izay hirahin'e Ray ame agnarako- izy gne hampianatry anareo gne raha agnaby izy ame hampatsiaro izay nozakaiko taminareo agnaby. Fiadanagny gn'avelako ho anareo, omeko anareo gne fiadanako. Tsy omeko akô gne fagnomezan'izao tontolo izao izany. K'avela hangorohoro gne fonareo, sady ka mataotry.
\v 25 \v 26 \v 27 Efa nozakaiko taminareo io raha io, raha mbola nijanogny niaraky taminareo Iao. Kanefa , e mpampahery- e Fanahy Masina, izay hirahin'e Ray ame agnarako- izy gne hampianatry anareo gne raha agnaby izy ame hampatsiaro izay nozakaiko taminareo agnaby. Fiadanagny gn'avelako ho anareo, omeko anareo gne fiadanako. Tsy omeko akô gne fagnomezan'izao tontolo izao izany. K'avela hangorohoro gne fonareo, sady ka mataotry.