auto save

This commit is contained in:
MAD124 2020-01-29 02:55:17 -05:00 committed by root
parent 6199852055
commit 0a4a1a78ba
2 changed files with 2 additions and 2 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 6 \v 7 \v 8 Da nisy siny vato enina tami-gneo izay fampesaigny ame gn'andro fisasan'ny Jiosy, mahavy roy hatramin' e telo metatra agnaby. Hoy Jesosy tamindreo hoe: "Fenoy rano gne siny." Da nofenoin-dreo hatramin'e molotrony. Avy teo da hoy Izy tamindreo mpanompo hoe: "Manovoza amin'izany da indeso ame tompon'andraikitrin' e fikarakaragny." da notanterain-dreo izany.
\v 8 Da nisy siny vato enina tami-gneo izay fampesaigny ame gn'andro fisasan'ny Jiosy, mahavy roy hatramin' e telo metatra agnaby. \v 7 Hoy Jesosy tamindreo hoe: "Fenoy rano gne siny." Da nofenoin-dreo hatramin'e molotrony. \v 6 Avy teo da hoy Izy tamindreo mpanompo hoe: "Manovoza amin'izany da indeso ame tompon'andraikitrin' e fikarakaragny." da notanterain-dreo izany.

View File

@ -1 +1 @@
\v 9 \v 10 Nandraman'e tompon'andraikitrin' e fikarakaragny e rano nivadiky divay, fizy tsy nahafantatry e niavian'izany izy (fa gne mpanompo nanovo e rano da nahafantatry). Avy teo da nangaiky e mpampakatry Izy da nizaka tamin'azy hoe: "Gne olo agnaby da manolotry gne divay tsara aloa zay vô gne divay moramora rehefa mamo indreo. Fa anareo kosa nitahiry gne divay tsara mandrak'ankehitriny."
\v 10 Nandraman'e tompon'andraikitrin' e fikarakaragny e rano nivadiky divay, fizy tsy nahafantatry e niavian'izany izy (fa gne mpanompo nanovo e rano da nahafantatry). Avy teo da nangaiky e mpampakatry Izy da nizaka tamin'azy hoe: "Gne olo agnaby \v 9 da manolotry gne divay tsara aloa zay vô gne divay moramora rehefa mamo indreo. Fa anareo kosa nitahiry gne divay tsara mandrak'ankehitriny."