plt-x-antaifasy_jhn_text_reg/06/66.txt

1 line
395 B
Plaintext
Raw Normal View History

2020-02-14 09:15:17 +00:00
\v 66 Nohonizany, maro tamin'e mpianatriny gne lasa sady tsy niara-dia taminazy sanaky. \v 67 Da hoy Jesosy tamindreo roa ambin'ny folo hoe: "Tsy te-andeha \v 68 sanaky me anareo, sa Tsia?" Sady Simona Petera namaly Anazy hoe: "Tompo, hande amin'ia me anay? Anao gne managny e zakan'e fiainagny mandrakizay, \v 69 sady mino anay ka magnantogny mba hafantatry fa Anao gne Masignin'Andriamanitry."