2020-02-14 08:45:08 +00:00
|
|
|
\v 60 Sady maro tamin'e mpianatriny naregny anizany gne nizaka hoe: "Fampianaragny sarotry izany; ia gne afaky agneky an'izany?" \v 61 Jesosy, noho Izy nahafantatry ntaminazy tao fa nimenomenogny tam'izany indreo mpianatriny, nizaka andreo hoe: "Manafitohignh anareo me izany?
|