plt-x-antaifasy_jhn_text_reg/20/26.txt

1 line
356 B
Plaintext
Raw Normal View History

2020-02-12 12:53:08 +00:00
\v 26 Valo andro taty afara da tao indraiky gne mpianatriny sady niaraky tamindreo Tomasy. Nagnatog Jesosy raha nihidy e varangara, sady nitsangagny niaraky teo amindreo sady nizaka hoe: "Fiadanagny ho anareo."\v 27 Avy eo nizaka an'i Tomasy Izy hoe: "Magnatogna aty miaraky ame tagnanao sady apetray eto ame rarafoko izany. Ka kidy finoagny, fa minoa ."