2020-02-13 09:56:21 +00:00
|
|
|
\v 4 \v 5 \v 6 \v 7 Anareo mahalala izay handehanako." Hoy i Tomasy tamin'i Jesosy hoe: " Tompo, tsy fantatray izay andehananao, akôgnaia gne hahafantaranay gne lalagny? " Hoy i Jesosy tamin'azy hoe: " Iao gne lalagny, fahamarinagny, sady fiainagny; tsy misy magnatogny gne Ray raha tsy ame alalako. Raha nalala Anà anareo, da tikony nahalala gne Raiko avakoa. Manombok'izao da lalanareo Izy sady efa hitanareo."
|