plt-x-antaifasy_jhn_text_reg/21/07.txt

1 line
519 B
Plaintext
Raw Normal View History

2020-02-13 08:36:25 +00:00
\v 7 \v 8 \v 9 Avy eo hoy e mpianatry izay tian'i Jesosy tamin'i Petera hoe: "Gne Tompo io." Refa regnin'i Simona Petera fa gne Tompo io, da nampiditry gn'ambonin'e lambany izy(satria tsy nisikigny izy), da nitsambikigny tagnatin'e ranomasigny. Gne mpianatry hafa niditry an-dakagny(satria indreo tey lavitry gne tanagny, teo amin'e roan-jato hakiho teo), sady nisintogny gne harato feno laoky an-drano. Refa tafakatry an-tanagny indreo, da nahita afo foroagny tegny sady laoky an-drano teo amboniny, miaraky ame mofo.