plt-x-antaifasy_jhn_text_reg/06/43.txt

1 line
384 B
Plaintext
Raw Normal View History

2020-02-14 07:54:52 +00:00
\v 44 Jesosy namaly da nizaka tamin-dreo hoe: "Ajanogny gne fimenomenogny misy aminareo. \v 43 Tsy misy olo afaky magnantogny Ana raha tsy gne Ray izay nagniraky Ana gne mitaogny Anazy, da ho hatsangako izy amign'andro farany. \v 45 Izany da vôsoratry ame bokin'ny mpaminany hoe: 'Hampianarin'Andriamanitry indreo aby.' Gne olo aby naregny sady nianatry tame Ray gne magnantogny Ana.