plt-x-antaifasy_jhn_text_reg/08/04.txt

1 line
460 B
Plaintext
Raw Normal View History

2020-02-05 08:21:19 +00:00
\v 4 (Fanamarihagny: Jereo gne fagnamarihagny momban'i Jaona7: 53-8:11 etsy ambony) Aveo hoy indreo tamin'azy: "Ry mpampiamatry ô, ity viavy ity da tratry teo am-pijangajangagny. \v 5 Sady ao ame lalàgny, Mosesy nibaiko anay mba hitora-bato gne olo akô zany; ino gne ambaranao momba an'azy?" \v 6 Nozakain-dreo hamandrihagny an'Azy fotsiny anefa zany mba ahafandreo magnameloky an'Azy, fa Jesosy kosa niondriky sady nanoratry tame tany tame rantsan-tanany.