2020-02-14 07:11:52 +00:00
|
|
|
\v 41 Avy teo da nimenomenogny Anazy indreo Jiosy satria Izy nizaka hoe: "Iao gne mofo nidigny avy t'andagnitry." \v 42 Da hoy indreo hoe: "Tsy gne Jesosy Zanak'i Josefa me io, izay fahotantsika gne ray aman-dreniny? Akognaia me gne izakany hoe: 'Nidigny avy t'andagnitry Iao'?"
|