plt-x-antaifasy_jhn_text_reg/07/35.txt

1 line
342 B
Plaintext
Raw Normal View History

2020-02-14 13:23:46 +00:00
\v 35 Noho izany indreo Jiosy da nifampiresaky hoe: "Fa handea hoegnaia io lelà io gne tsy ho vitantsika gne nitadia anazy? Handea ho amin'indreo niparitaky nandea amin'e Grika da hagnanatry indreo Grika me? \v 36 Da ino gne dikan'e teny nozakainay hoe: 'Hitadia Ana anareo fa tsy hahita Ana; gne handeanako, tsy ho azonareo andeanagny'?"