plt-x-antaifasy_jhn_text_reg/03/09.txt

1 line
398 B
Plaintext
Raw Normal View History

2020-02-11 06:42:03 +00:00
\v 11 Namaly Nikodemosy da nizaka taminazy hoe: "Akognaia gne fomba hahatanterahan'izany Raha izany?" \v 9 Jesosy namaly da nizaka taminazy hoe: "Mpampianatry an'Israely me anao, da mbola tsy azonao avao izany Raha zany? \v 10 Zakaiko aminao, marina, da marina tokôtry, fa e raha lalanay gne resahanay, sady anay magnambara gne momba e raha Hitanay. F'izy mbola tsy magneky e fagnambaranay anareo.