plt-x-antaifasy_gal_text_reg/04/30.txt

1 line
282 B
Plaintext

\v 30 Kanefa ino gne zakain'e soratra masigny? "Alefaso gne andevo viavy izy ame zananany lahy. Fa gne zanaky lahin'e andevo viavy da tsy hizara lova miaraky ame zanaky lahin'e viavy afaky." \v 31 Noho izany,rô rahalà, tsy zanakin'e andevo viavy itsika, fa zanakin'e viavy afaky.