plt-x-antaifasy_gal_text_reg/04/28.txt

1 line
237 B
Plaintext

\v 28 Fa anareo, ro rahalà, akô i Isaka, da zanaky gne fampagnatenagny. \v 29 Tamin'izany fotoagny izany gn'olo izay teraky araky e nofotry da nagnenjiky izay teraky araky gne Fagnahy. Da akô izany avao gn'amin'izao fotoagny izao.