1 line
327 B
Plaintext
1 line
327 B
Plaintext
\v 26 Fa i Jerosalema izay agny ambony da afaky, sady izy gne renintsika. \v 27 Satria voasoratry hoe: " Mifalia , anao izay momba tsy miteraky. Miantsoantsoa mafy sady magnamboara hiaky fifaliagny, anao izay tsy mijaly ame fanaintainan'e fiterahagny. Satria gne zanakin'e viavy izay nafoy da maro nohon'e viavy manambady." |