plt-x-antaifasy_gal_text_reg/04/24.txt

1 line
392 B
Plaintext

\v 24 Da io raha io da azo rasaigny akô gne fagnoharagny, satria io viavy io da magnambara fagnekegny roy. Gne raiky amindreo da avy ame tendrombohitr'i Sinay sady niteraky zaza izay andevo izy. Izy io da i Hagara. \v 25 Sady i Hagara da magnaboaky gne tendrombohitr'i Sinay agny Arabia; sady magnambara an'i Jerosalema amin'izao fotoagny izao, satria nandevozigny niaraky tame zanany izy.