plt-x-antaifasy_gal_text_reg/04/12.txt

1 line
456 B
Plaintext

\v 12 Magnano azafady anareo iao, to rahalà magnamboara ako anà, satria iao avakoa da efa lasa akô anareo. Tsy Nagnano ratsy taminà anareo. \v 13 Kanefa lalanareo fa noho gne aretim-batako e nagnamboarako anareo gne filazantsara tame voalohany. \v 14 Ndre da ninday anareo tame fakam-pagnà e toe-batako, da tsy nagnano tsinotsino ndre nagniliky anà anareo. Fa noraisinareo ako gne anjelin'Andriamanitry avakoa iao, ako iao magniny i Kristy Jesosy.