plt-x-antaifasy_gal_text_reg/04/08.txt

1 line
389 B
Plaintext

\v 8 Fa tamin'io fotoagny io, raha mbola anareo tsy nahalala an'Andriamanitry, da nanigny ho andevondreo izay, amin'e hery voajagnahary, da tsy Andriamanitry velively. \v 9 Fa Amin'izao anareo da lasa nahalala an'Andriamanitry, na koa hoe lalan'Andriamanitry anareo, da ino gne hiveregnanareo amin'e abidim-pianaragny malemy gne sady tsy misy dikany? Te ho andevozigny indraiky me anareo?