plt-x-antaifasy_gal_text_reg/04/06.txt

1 line
245 B
Plaintext

\v 6 Satria zanaky anareo, da nirahin'Andriamanitry ho ao am-pontsika gne Fagnahin'e Zanany, izay mangaiky hoe : "Aba, Ray." \v 7 Noho izany tsy andevo esana anao, fa zanaky, sady raha zanaky, da mpandova amign'alalan'Andriamanitry avakoa anao.