plt-x-antaifasy_gal_text_reg/04/03.txt

1 line
377 B
Plaintext

\v 3 Da akô izay avakoa, antsika raha mbola zaza, da nandevozin'e lalàgny fitsipim-pianaragny am'izao tontolo izao.\v 4 Fa refa avy gne fahafenoan'e fotoagny, da nandefa e zanany Andriamanitry, izay naterak' e viavy, nateraky tambanin'e lalàgny.\v 5 Nagnano an'izany Izy mba hagnavotagny andreo izay ambanin'e lalàgny, amizay afaky mandray fananganagny ho zanaky antsika.