plt-x-antaifasy_gal_text_reg/06/14.txt

1 line
410 B
Plaintext

\v 14 Nefa tsy hirehareha ndre ovia ndre ovia afa-tsy gn'amin' e hazofijalian'i Jesosy Kristy Tompontsika anie iao, izay nanombohagny an'izao tontolo izao taminà, fa iao teo amizao tontolo izao. \v 15 Fa gne famoragny na gne tsy famoragny da samby tsy misy dikany. \v 16 Ho andreo aby izay miaigny arak'izany fomba izany, da ho amindreo anie gne fiadanagny izy ame famindram-po, na ame Israelin'Andriamanitry.