plt-x-antaifasy_gal_text_reg/06/11.txt

1 line
382 B
Plaintext

\v 11 Iteo gne hazakaben'e soratry izay nosoratan'e tagnako ho anareo. \v 12 Indreo te hiseo ho tsara ame nofo e miezaky manery anareo mba hoforaigny. Mambotry izany indreo mba hialany ame fagnenjehagny nohon'e gn'amin'e hazofijalian'i Kristy. \v 13 Ndre da indreo tsy voafora aza da tsy mitandrigny gne lalàgny, nefa tian-dreo hoforaigny anareo mba hireharehandreo ame nofonareo.