plt-x-antaifasy_gal_text_reg/03/27.txt

1 line
326 B
Plaintext

\v 27 Fa maro aminareo izay nanigny batisa tao amin'i Kristy, gne nandray an'i Kristy. \v 28 Sady tsy misy mitsy gne Jiosy na Grika, gne andevo na olon'afaky, gne lelà na gne viavy, fa raiky avao anareo ao amin'i Kristy.\v 29 Ka raha an'i Kristy anareo, da taranak'i Abrahama, sady mpandova araky gne fampanantenagny anareo.