plt-x-antaifasy_gal_text_reg/03/23.txt

1 line
433 B
Plaintext

\v 23 Talohan'ny gne nahatongavan'e finoagny, antsika da nitazomigny ho babo tambanin'e lalàgny, nigadraigny mandra-pisehoan'gne finoagny.\v 24 Avy eo gne lalàgny da lasa mpiambigny antsika nandra-piavian'i Kristy, mba ho voamarigny amin'e finoagny antsika.\v 25 Fa iao da avy izany finoagny izany, ka tsy eo ambanin'e mpiambigny mitsy antsika.\v 26 Fa anareo agnaby da zanak'Andriamanitra ao amin'e finoagny an'i Kristy Jesosy.