plt-x-antaifasy_gal_text_reg/03/17.txt

1 line
345 B
Plaintext

\v 17 Da izao gne tiako ho zakaigny: "Gne lalàgny, izay avy telo-polo sy efa-jato taogny tafara taty, da tsy hahafoagny gne fagnekegny izay efa napetrak'Andriamanitry mialoha. \v 18 Fa raha avy amin'e lalàgny gne lova, da tsy avy amin'e fampagnantenagny koa izany. Fa Andriamanitry nagnome izany an'i Abrahama tamign'alalan'e fampagnantenagny.