plt-x-antaifasy_gal_text_reg/03/10.txt

1 line
504 B
Plaintext

\v 10 Indreo izay miankigny amign'asan'e lalagny da ambanin'e ozogny; fa voasoratry hoe: "Voaozogny izay rehetry tsy magneky gne raha rehetra voasoratry agnatin'e bokin'e lalàgny, sady magnano anizany."\v 11 Amin'izao fotoagny zao da mazava fa tsy misy olo izay hamarinigny agnatrehan'Andrimanitry amign'alalan'e lalàgny, satria gne marina da ho velogny amin'e finoagny. \v 12 Fa gne lalàgny da tsy araky gne finoagny, f'izy, "Gne olo izay magnano gne asan'e lalàgny da tsy maintsy velogny amin'io."